diff --git a/15/06.txt b/15/06.txt index cb8aa4cf..e55454c7 100644 --- a/15/06.txt +++ b/15/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo foagna Pilato, gadra lehy angatahin-jareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao an-gadra, tao amimn-jareo mpamono ôlogno lehy voatazogno nohon'ny fandraisan-jareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandeha tamin'i Pilato ny vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano amin-jareo karaha lehy fatany tagny alaoha. \ No newline at end of file +\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo foagna Pilato, gadra lehy angatahin-jareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao an-gadra, tao amimn-jareo mpamono ôlogno lehy voatazogno nohon'ny fandraisan-jareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandeha tamin'i Pilato ny vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano amin-jareo karaha lehy fatany tagny alohaka. \ No newline at end of file diff --git a/15/09.txt b/15/09.txt index 652db599..e92944f3 100644 --- a/15/09.txt +++ b/15/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Pilato namaly zareo kay nagnano hoe: "Tianareo mo izy koa Mpanjakan'i Jiosy no hamiako areo?" \v 10 Satria hainy fao fialonagna no nagnomiazan'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy taminazy. \v 11 Fao nagnaintagna ny vahoaka zareo lohan'ny mpisorona mbô hangaiky mafy fa tokony ho Barabasy faogna no avôtsotro. \ No newline at end of file +\v 9 Pilato namaly zareo kay nagnano hoe: "Tianareo moa izy koa Mpanjakan'i Jiosy no hamiako areo?" \v 10 Satria hainy fao fialonagna no nagnomiazan'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy taminazy. \v 11 Fao nagnaintagna ny vahoaka zareo lohan'ny mpisorona mbô hangaiky mafy fa tokony ho Barabasy faogna no avôtsotro. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 88230964..f68f40c5 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -59,7 +59,7 @@ "15-title", "15-01", "15-04", - "15-09", + "15-06", "15-12", "15-14", "15-16",