auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-21 01:32:56 -04:00 committed by root
parent c63aaef7db
commit affd9547e2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Nandaiha niboaka zareo dia nahita zana-boriky araiky nirôhy ake ambailan'ny tragno ankilan'ny tamiagna araiky akeo magnôlo-dalàlagna, ary nivotsôran-jareo ny tadinazy.\v 5 Nisy ologno sasany nitsangagna teo salakady nivolagna tamin-jareo hoe: "Ino tô atanareo, mamaha io zana-boriky io? \v 6 "Dia nambarany zareo ny volagn'i Jesôsy tamin-jareo, ary navailan'ny ologno nandaiha amin'ny lalagnanazy zareo.
\v 4 Nandaiha niboaka zareo dia nahita zana-boriky araiky nirôhy ake ambailan'ny tragno ankilan'ny tamiagna araiky akeo magnôlo-dalàlagna, ary nivotsôran-jareo ny tadinazy.\v 5 Nisy ologno sasany nitsangagna teo salakady nivolagna tamin-jareo hoe: "Ino tô atanareo, mamaha io zana-boriky io? \v 6 "Dia nambarany zareo ny volagnan'i Jesôsy tamin-jareo, ary navailan'ny ologno nandaiha amin'ny lalagnanazy zareo.