diff --git a/11/04.txt b/11/04.txt index 24f703e4..b8433311 100644 --- a/11/04.txt +++ b/11/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Nandaiha niboaka zareo dia nahita zana-boriky araiky nirôhy ake ambailan'ny tragno ankilan'ny tamiagna araiky akeo magnôlo-dalàlagna, ary nivotsôran-jareo ny tadinazy.\v 5 Nisy ologno sasany nitsangagna teo salakady nivolagna tamin-jareo hoe: "Ino tô atanareo, mamaha io zana-boriky io? \v 6 "Dia nambarany zareo ny volagn'i Jesôsy tamin-jareo, ary navailan'ny ologno nandaiha amin'ny lalagnanazy zareo. \ No newline at end of file +\v 4 Nandaiha niboaka zareo dia nahita zana-boriky araiky nirôhy ake ambailan'ny tragno ankilan'ny tamiagna araiky akeo magnôlo-dalàlagna, ary nivotsôran-jareo ny tadinazy.\v 5 Nisy ologno sasany nitsangagna teo salakady nivolagna tamin-jareo hoe: "Ino tô atanareo, mamaha io zana-boriky io? \v 6 "Dia nambarany zareo ny volagnan'i Jesôsy tamin-jareo, ary navailan'ny ologno nandaiha amin'ny lalagnanazy zareo. \ No newline at end of file