Thu Oct 17 2019 17:13:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 17:13:08 -04:00
parent b584f8addf
commit afab2120e9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky tamin'ny sinagoganjareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jeôsy avy agny Nazareta? Avy hamotiky zahay mo anao? Haiko anao. Anao lehi-Masin'Jagnahary! \v 25 Nivolagna mafy ny masantiôko Jesôsy kè nagnano hoe: " Mangina ary miboaha amin'azy." \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka tamin'azy dia niantso tamin'ny feo mafy.
\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky tamin'ny sinagogan-jareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jesôsy avy agny Nazareta? Avy hamotiky zahay mo anao? Haiko anao. Anao lehi-Masin'Jagnahary! \v 25 Nivolagna mafy ny masantiôko Jesôsy kè nagnano hoe: " Mangina ary miboaha amin'azy." \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka tamin'azy dia niantso tamin'ny feo mafy.