Thu Oct 17 2019 17:11:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 17:11:08 -04:00
parent 7a489be798
commit b584f8addf
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Avy eo dia homby tagny kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia nitsôfotro tamin'ny synagoga Jesôsy ary nampianatra. \v 22 Gaga tamin'ny fampianarany zareo, satria nampianatra zareo mitovy amin'ny ôlogno managna fahefagna Izy fa tsy mitovy amin'ny mpanora-dalàgna.
\v 21 Avy eo dia homby tagny kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia nitsôfotro tamin'ny synagoga Jesôsy ary nampianatra. \v 22 Gaga tamin'ny fampianarany zareo, satria nampianatra zareo mitovy amin'ny ôlogno managna fahefagna Izy fa tsy mitovy amin'ny mpanoratra lalàgna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky taminn'ny sinagaoganjareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jeôsy avy agny Nazareta? Avy hamotiky zahay mo anao? Haiko anao. Anao lehi-Masin'Jagnahary! \v 25 Nivolagna mafy ny masantiôko Jesôsy kè nagnano hoe: " Mangina ary miboaha amin'azy." \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka tamin'azy dia niantso tamin'ny feo mafy.
\v 23 Avy eo nisy lalahy araiky tamin'ny sinagoganjareo izay nanagna fagnahy ratsy nangaiky mafy, \v 24 nagnano hoe: " Ino mo hifandraisanay aminao, ry Jeôsy avy agny Nazareta? Avy hamotiky zahay mo anao? Haiko anao. Anao lehi-Masin'Jagnahary! \v 25 Nivolagna mafy ny masantiôko Jesôsy kè nagnano hoe: " Mangina ary miboaha amin'azy." \v 26 Ary ny fagnahy ratsy nandavo azy ndraiky niboaka tamin'azy dia niantso tamin'ny feo mafy.

View File

@ -46,7 +46,7 @@
"01-14",
"01-16",
"01-19",
"01-23",
"01-21",
"01-27",
"01-29",
"01-32",