auto save
This commit is contained in:
parent
e6742b2153
commit
98c4957009
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nala teo amin'ny zany toragan zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avy eo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" Nivolagna zareo: "
|
Nala teo amin'ny zany toragan zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avy eo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" Nivolagna zareo: "Mosesy dia nagnambela lalahy araiky
|
Loading…
Reference in New Issue