From 98c4957009637933efd543c42b415915ceedc970 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Sat, 19 Oct 2019 07:48:41 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 10/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/01.txt b/10/01.txt index 0a0dd669..a7d8dd66 100644 --- a/10/01.txt +++ b/10/01.txt @@ -1 +1 @@ -Nala teo amin'ny zany toragan zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avy eo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" Nivolagna zareo: " \ No newline at end of file +Nala teo amin'ny zany toragan zany Jesôsy, avy eo nandaiha tagny amin'ny faritr'i Jodia ndraiky tagny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon'i Jordana, avy eo nandaiha taminazy ndraiky ny vahaoka. Ary araka ny fatany, dia nampianatra zareo ndraiky Izy. Aveo nagnontany Azy zareo fariseo mbô hitsapa Azy kay nagnontany hoe: "Ara-dàlagna amin'ny lalahy moa misaraka amin'ny vadiny?" Namaly Izy hoe: "Ino moa raha nandidian'i Mosesy areo?" Nivolagna zareo: "Mosesy dia nagnambela lalahy araiky \ No newline at end of file