Fri Oct 25 2019 10:36:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
7d334584fb
commit
85eb3a63b2
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 13 Dia nagniraka fariseo ndraiky Herodiana sasany handaiha Aminazy mbô hamandriky Azy amin'ny volagna zareo. \v 14 Koafa avy zareo, dia nivolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy miraharaha ny hevitrin'ny ôlogno Anao, ary tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? \v 15 Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy tamin-jareo hoe: Nagnino moa areo mitsapa zaho? Itongoaso denaria araiky zaho mbô hizahavako zany."
|
\v 13 Dia nagniraka fariseo ndraiky Herodiana sasany handaiha Aminazy mbô hamandriky Azy amin'ny vaolagna zareo. \v 14 Koafa avy zareo, dia nivaolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy mikônty hevitrin'ny ôlogno Anao, avakeo tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalàn-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? \v 15 Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy tamin-jareo hoe: Nagnino moa areo mitsapa zaho? Itongoaso denaria araiky zaho mbô hizahavako zany."
|
Loading…
Reference in New Issue