From 85eb3a63b22e476a84fdbf266170b915330f88d4 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 25 Oct 2019 10:36:33 -0400 Subject: [PATCH] Fri Oct 25 2019 10:36:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 12/13.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/13.txt b/12/13.txt index 0b484099..706991d1 100644 --- a/12/13.txt +++ b/12/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Dia nagniraka fariseo ndraiky Herodiana sasany handaiha Aminazy mbô hamandriky Azy amin'ny volagna zareo. \v 14 Koafa avy zareo, dia nivolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy miraharaha ny hevitrin'ny ôlogno Anao, ary tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? \v 15 Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy tamin-jareo hoe: Nagnino moa areo mitsapa zaho? Itongoaso denaria araiky zaho mbô hizahavako zany." \ No newline at end of file +\v 13 Dia nagniraka fariseo ndraiky Herodiana sasany handaiha Aminazy mbô hamandriky Azy amin'ny vaolagna zareo. \v 14 Koafa avy zareo, dia nivaolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy mikônty hevitrin'ny ôlogno Anao, avakeo tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalàn-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? \v 15 Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy tamin-jareo hoe: Nagnino moa areo mitsapa zaho? Itongoaso denaria araiky zaho mbô hizahavako zany." \ No newline at end of file