auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-19 10:49:34 -04:00 committed by root
parent ae3ee4a04c
commit 8403f12ad9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Fariseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno Azy kay nivôlagna tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" \v 19Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo. 18Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Fariseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno Azy kay nivôlagna tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" \v 19nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo.