auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-19 05:39:12 -04:00 committed by root
parent 6ba3183d4d
commit ae3ee4a04c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Friseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno azy tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo.
\v 18Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Fariseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno Azy kay nivôlagna tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" \v 19Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo.