Fri Oct 18 2019 17:13:47 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 17:13:48 -04:00
parent 73ca53672b
commit 803d3aa181
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midera Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalanjareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovinjareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niterenjareo mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe: hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.
\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niterenjareo mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe: hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.