diff --git a/15/19.txt b/15/19.txt index b43c56ac..1477ee95 100644 --- a/15/19.txt +++ b/15/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midera Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalanjareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovinjareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niterenjareo mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe: hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy. \ No newline at end of file +\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niterenjareo mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe: hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy. \ No newline at end of file