auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-21 10:25:15 -04:00 committed by root
parent 6766e4032f
commit 6c9d0415f8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany zany. Nahavingitry ny ôlogno sasany kanaifa zany. Nifampikoragna zareo kay nagna no hoe: "Ino moa anton'ny tô fandanindaniam-poagna tô? Io mainaka mangitry io dia nanjary navidy mandambin'ny vola telonjato, avakeo namiagna ny ôlogno
Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany zany. Nahavingitry ny ôlogno sasany kanaifa zany. Nifampikoragna zareo kay nagna no hoe: "Ino moa anton'ny tô fandanindaniam-poagna tô? Io mainaka mangitry io dia nanjary navidy mandambin'ny vola telonjato, avakeo namiagna ny ôlogno mijaly." Dia nasiaka lehy vaiavy