auto save
This commit is contained in:
parent
b026db834a
commit
6766e4032f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany zany. Nahavingitry ny ôlogno sasany kanaifa zany. Nifampikoragna zareo kay nagna no hoe: "Ino moa anton'ny tô fandanindaniam-poagna tô? Io mainaka mangitry io dia nanjary navidy
|
||||
Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany zany. Nahavingitry ny ôlogno sasany kanaifa zany. Nifampikoragna zareo kay nagna no hoe: "Ino moa anton'ny tô fandanindaniam-poagna tô? Io mainaka mangitry io dia nanjary navidy mandambin'ny vola telonjato, avakeo namiagna ny ôlogno
|
Loading…
Reference in New Issue