Mon Oct 21 2019 14:47:00 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 14:47:01 -04:00
parent 8a585eef64
commit 685c918b70
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Dia nagniraka ny fariseo ndraiky Herodiana sasany handeha amin'Azy mbô hamandriky Azy amin'ny volagna zareo. Koafa avy zareo, dia nivolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy miraharaha ny hevitrin'ny ôlogno Anao, ary tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifaa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy
\v 13 \v 14 \v 15 Dia nagniraka ny fariseo ndraiky Herodiana sasany handeha amin'Azy mbô hamandriky Azy amin'ny volagna zareo. Koafa avy zareo, dia nivolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy miraharaha ny hevitrin'ny ôlogno Anao, ary tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy tamin-jareo hoe: Nagnino moa areo mitsapa zaho? Itongoas