Mon Oct 21 2019 14:45:00 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 14:45:01 -04:00
parent 7a34ffbf38
commit 8a585eef64
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Dia nagniraka ny fariseo ndraiky Herodiana sasany handeha amin'Azy mbô hamandriky Azy amin'ny volagna zareo. Koafa avy zareo, dia nivolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy miraharaha ny hevitrin'ny ôlogno Anao, ary tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifaa haitra amin'ni Kaisara? t
\v 13 \v 14 \v 15 Dia nagniraka ny fariseo ndraiky Herodiana sasany handeha amin'Azy mbô hamandriky Azy amin'ny volagna zareo. Koafa avy zareo, dia nivolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy miraharaha ny hevitrin'ny ôlogno Anao, ary tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Araka ny làlagna moa sa tsia ny ny magnaifaa haitra amin'ni Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsin-jareo kay nivolagna Izy