auto save
This commit is contained in:
parent
ec2995b8e3
commit
66bafa1e4a
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 13 Niakatra tagny an-tampon-tanety Izy, ary nagnantso zareo lehy tiany, dia nagnatogno Azy zareo. \v 14 Nagniraka reo roa ambinifôlo Izy (lehy nantsôviny hoe Apostôly), mbô hahavitan-jareo miaraka aminazy avakeo hahavitany magnandaifa zareo magnambara ny hafatra, \v 15 avakeo hanagna fahefagna handroaka masantôko. \v 16 Avakeo koa nagniraka reo roa ambinifôlo Izy: Simona, lehy namiany agnaragna hoe Petera;
|
\v 13 Niakatra tagny an-tampon-tanety Izy, ary nagnantso ireo lehy tiany, dia nagnatogno azy zareo. \v 14 Nagniraka reo roa ambinifôlo Izy (lehy nantsôviny hoe Apostôly), mbô hahavitan-jareo miaraka aminazy avakeo hahavitany magnandaifa zareo magnambara ny hafatra, \v 15 avakeo hanagna fahefagna handroaka masantôko. \v 16 Avakeo koa nagniraka reo roa ambinifôlo Izy: Simona, lehy namiany agnaragna hoe Petera;
|
Loading…
Reference in New Issue