diff --git a/03/13.txt b/03/13.txt index a787c32c..1bcdacb8 100644 --- a/03/13.txt +++ b/03/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Niakatra tagny an-tampon-tanety Izy, ary nagnantso zareo lehy tiany, dia nagnatogno Azy zareo. \v 14 Nagniraka reo roa ambinifôlo Izy (lehy nantsôviny hoe Apostôly), mbô hahavitan-jareo miaraka aminazy avakeo hahavitany magnandaifa zareo magnambara ny hafatra, \v 15 avakeo hanagna fahefagna handroaka masantôko. \v 16 Avakeo koa nagniraka reo roa ambinifôlo Izy: Simona, lehy namiany agnaragna hoe Petera; \ No newline at end of file +\v 13 Niakatra tagny an-tampon-tanety Izy, ary nagnantso ireo lehy tiany, dia nagnatogno azy zareo. \v 14 Nagniraka reo roa ambinifôlo Izy (lehy nantsôviny hoe Apostôly), mbô hahavitan-jareo miaraka aminazy avakeo hahavitany magnandaifa zareo magnambara ny hafatra, \v 15 avakeo hanagna fahefagna handroaka masantôko. \v 16 Avakeo koa nagniraka reo roa ambinifôlo Izy: Simona, lehy namiany agnaragna hoe Petera; \ No newline at end of file