auto save
This commit is contained in:
parent
1532dc72d5
commit
6491f2af6e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ologno nariny azy aveo ireo mpianany aroa ambinifolo. Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany,
|
Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ologno nariny azy aveo ireo mpianany aroa ambinifolo. Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary."
|
Loading…
Reference in New Issue