From 6491f2af6ec9a304fce906e910b15975c367688b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Wed, 16 Oct 2019 07:41:41 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index 73c6efa1..f1555a28 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ologno nariny azy aveo ireo mpianany aroa ambinifolo. Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, \ No newline at end of file +Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ologno nariny azy aveo ireo mpianany aroa ambinifolo. Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file