From 62dbd95a3d1e96599ffc28861644b29dd88928c3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Sat, 19 Oct 2019 05:39:12 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/15.txt | 2 +- 02/18.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/02/15.txt b/02/15.txt index ed5ba8a0..a66322e2 100644 --- a/02/15.txt +++ b/02/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 NIhinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy. Ary reo mpanora-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary?" \ No newline at end of file +\v 16Nihinagna tao an-tragnon'i Levi Jesôsy aveo mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary maro no niaraka nihinagna taminazy sy reo mpianany, fa fôntry zareo tao aveo nangaraka azy.\v 15 Ary reo mpanora-dalàna, lehy Fariseho, izy koafa nahita Jesôsy niaraka nihinagna tamin-jareo mapagnano raha tsy manjary sindraiky reo mpamôry haitra, dia nagnontany ny mpianany hoe: "Nagnino moa Izy miaraka mihinagna amin'ologno mpamôry haitra sindraiky ôlogno mpagnano raha tsy manjary?" \ No newline at end of file diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index 50605dee..b8e19158 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Friseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno azy tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 Ary nifady hanigny reo mpiantr'i Jaona sy reo Friseho. Lalahy fôntrifôntry no nagnatogno azy tamin'azy hoe: "Nagnino moa mpianatra Jaona sindraiky mpianatra reo Fariseho no mifady hanigny?" Kay nivôlagna Jesosy tamin-jareo hoe: "Afaka mifady hanigny moa ny mpagnatriky ny tsaboraha izy koa mboala akeo ny mpampiakatra." Izy koa mboala miaraka amin-jareo akeo ny mpampiakatra, dia tsiafaka mifady hanigny zareo. \ No newline at end of file