diff --git a/15/39.txt b/15/39.txt index e4e385e5..6516085b 100644 --- a/15/39.txt +++ b/15/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 Koafa hitan'ny lehy kapiteny zay nitsangagna sady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao naty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vayavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandrin'i ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vayavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file +\v 39 Koafa hitan'ny lay kapiteny zay nitsangagna sady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vayavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'zany Maria Magdalaina, Maria (Renin'i Jakoba zandrin'i ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy ndraiky nanompo Azy zareo. Ary vayavy maro hafa koa niara-niakatra taminAzy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index b41e6387..58391e5d 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -70,6 +70,6 @@ "15-29", "15-31", "15-33", - "15-39" + "15-36" ] } \ No newline at end of file