auto save
This commit is contained in:
parent
a4b0b2bafb
commit
4980aeb024
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 8 \v 9 Ary Jesôsy nahay avy hatrany tao amin'ny fagnahinazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivôlagna tamin-jareo izy hoe: " Nagnino moa areo mieritreritra raha magnan-jany akao am-pônareo? Ino moa môramôra mivôlagna amin'ny lalahy malaida io hoe: ' voavaila ny helokoa sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'?
|
\v 8Ary Jesôsy nahay avy hatrany tao amin'ny fagnahinazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivôlagna tamin-jareo izy hoe: " Nagnino moa areo mieritreritra raha magnan-jany akao am-pônareo?\v 9 Ino moa môramôra mivôlagna amin'ny lalahy malaida io hoe: ' voavaila ny helokoa sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'?
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 10 \v 11 \v 12 Fao mbô hahaizanareo fa managna fahefagna hamôtsotro heloka aketo an-tany ny zanak'ôlogno, "Nivôlagna izy tamin'ny lehy malaida hoe: " Ambarako anao,mitsangàna, batay ny fandriagnanao, avakeo mandiana agny an-tragnonao." Aviteo nitsangàna izy kay nibata fandriagnanazy, aveo niboaka lehy tragno manoloagna zareo jiaby teo, kay gaga zareo jiaby ka nagnomia voninahitra zagnahary, aviteo nivôlagna zareo hoe: "Tsy mboala nahita raha karaha tô zahay.
|
\v 10 \v 11 Fao \v 12 mbô hahaizanareo fa managna fahefagna hamôtsotro heloka aketo an-tany ny zanak'ôlogno, "Nivôlagna izy tamin'ny lehy malaida hoe: " Ambarako anao,mitsangàna, batay ny fandriagnanao, avakeo mandiana agny an-tragnonao." Aviteo nitsangàna izy kay nibata fandriagnanazy, aveo niboaka lehy tragno manoloagna zareo jiaby teo, kay gaga zareo jiaby ka nagnomia voninahitra zagnahary, aviteo nivôlagna zareo hoe: "Tsy mboala nahita raha karaha tô zahay.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, aviteo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanariny zareo. Izy kao fa nandika Izy, dia nahita an'i Levi zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy.
|
\v 13 \v 14 Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, aviteo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanariny zareo. Izy kao fa nandika Izy, dia nahita an'i Levi zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue