diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index 9c81fc70..5450efa8 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Ary Jesôsy nahay avy hatrany tao amin'ny fagnahinazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivôlagna tamin-jareo izy hoe: " Nagnino moa areo mieritreritra raha magnan-jany akao am-pônareo? Ino moa môramôra mivôlagna amin'ny lalahy malaida io hoe: ' voavaila ny helokoa sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'? \ No newline at end of file +\v 8Ary Jesôsy nahay avy hatrany tao amin'ny fagnahinazy ny raha niminiminen-jareo. kay nivôlagna tamin-jareo izy hoe: " Nagnino moa areo mieritreritra raha magnan-jany akao am-pônareo?\v 9 Ino moa môramôra mivôlagna amin'ny lalahy malaida io hoe: ' voavaila ny helokoa sa ny hoe: 'Mitsangàna, batay fandriagnanao, avakeo mandiana'? \ No newline at end of file diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index 2d8ba427..8b6f60ac 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Fao mbô hahaizanareo fa managna fahefagna hamôtsotro heloka aketo an-tany ny zanak'ôlogno, "Nivôlagna izy tamin'ny lehy malaida hoe: " Ambarako anao,mitsangàna, batay ny fandriagnanao, avakeo mandiana agny an-tragnonao." Aviteo nitsangàna izy kay nibata fandriagnanazy, aveo niboaka lehy tragno manoloagna zareo jiaby teo, kay gaga zareo jiaby ka nagnomia voninahitra zagnahary, aviteo nivôlagna zareo hoe: "Tsy mboala nahita raha karaha tô zahay. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 Fao \v 12 mbô hahaizanareo fa managna fahefagna hamôtsotro heloka aketo an-tany ny zanak'ôlogno, "Nivôlagna izy tamin'ny lehy malaida hoe: " Ambarako anao,mitsangàna, batay ny fandriagnanao, avakeo mandiana agny an-tragnonao." Aviteo nitsangàna izy kay nibata fandriagnanazy, aveo niboaka lehy tragno manoloagna zareo jiaby teo, kay gaga zareo jiaby ka nagnomia voninahitra zagnahary, aviteo nivôlagna zareo hoe: "Tsy mboala nahita raha karaha tô zahay. \ No newline at end of file diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 7f792fe7..ccd88af3 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, aviteo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanariny zareo. Izy kao fa nandika Izy, dia nahita an'i Levi zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 Aveo niboaka teo magnôlo-dranomasigny koa Izy, aviteo nagnantogno azy aby vahoaka jiaby, kay nanariny zareo. Izy kao fa nandika Izy, dia nahita an'i Levi zanak'Alfeo nibidôko teo amin'ny toairagna famoriagna haitra kay nivôlagna Izy taminazy hoe : "Magnaraha zaha." Aviteo nitsangagna izy ka nizôho Azy. \ No newline at end of file