auto save
This commit is contained in:
parent
c69980a198
commit
48c44f4fa8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
[Fagnamarihagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy,
|
||||
[Fagnamarihagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, kanaifa tsy nino zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue