From 48c44f4fa8f0a82d7764903090963a97a9f97cb9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 10:20:17 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 16/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/16/09.txt b/16/09.txt index e97e1c51..2ce8cb7a 100644 --- a/16/09.txt +++ b/16/09.txt @@ -1 +1 @@ -[Fagnamarihagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, \ No newline at end of file +[Fagnamarihagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, kanaifa tsy nino zareo. \ No newline at end of file