auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-18 01:46:47 -04:00 committed by root
parent 15216ffa55
commit 4144e60a16
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Dia nifampivôlagna zareo hoe: "Zôvy moa hanokatra ny vato eo amin'ny varavaram-pasagna mbô hidirantsika? Koafa nianko lôha zareo, dia hitany fa voasokatra niala ny vato, lehy tegna giaida indrindra.
\v 3 \v 4 Dia nifampivôlagna zareo hoe: "Zôvy moa hanokatra ny vato eo amin'ny varavaram-pasagna mbô hidirantsika? Koafa nianko lôha zareo, dia nahita fa voasokatra niala ny vato, lehy tegna giaida indrindra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Nitsôfotro tao am-pasagna zareo dia nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo. Dia nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy areo, ilay Nazarena, lehy nombohana. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Zahavo ny toeragna izay nambilan-jareo azy. Fa mandiana, koragno ireo mpianany avakeo Petera fa handaiha alohaka'areo agny Galilia izy. Akagny no hahitanareo azy, araka izay nivolagniny taminareo."
\v 5 \v 6 \v 7 Nitsôfotro tao am-pasagna zareo dia nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo. Dia nivolagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy areo, ilay Nazarena, lehy nombohana. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Zahavo ny toeragna izay nambilan-jareo azy. Fa mandiana, koragno ireo mpianany avakeo Petera fa handaiha alohaka'areo agny Galilia izy. Akagny no hahitanareo azy, araka izay nivolagniny taminareo."

View File

@ -1 +1 @@
[Fagnamariahag : Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, kanaifa tsy nankatô zareo.
\v 9 \v 10 \v 11 [Fagnamariahag : Ny fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka: 16: 9-20] Vôho marandraigny tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, tafarany izy nitsangagna, dia niboaka tamin'i Maria Magdalena maloha izy, lehy nandroahany masantôko fito, dia nanjary Maria avakeo nivôlagna ny vaovao tamin'ireo niaraka tamin'i Jesôsy, raha mboala nisaona avakeo nitomoagny zareo. Regnin-jareo fa velogno izy avakeo nahita azy izy, kanaifa tsy nankatô zareo.