auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-18 01:46:47 -04:00 committed by root
parent 3e47db1e65
commit 15216ffa55
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koafa tapitry ny andron'ny sabata, dia nividy raha mangitry hisoragna amin'ny fatin'i Jesôsy i Maria Magdalena sy Maria renin'i Jakoba, avakeo Salome nividy hagnitry mbô handaiha avakeo koa hagnôsotro ny fatin'i Jesôsy. Voho kiaka hely tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, dia nandaiha amin'ny fasagna zareo koafa niboaka ny masoandro.
\v 1 \v 2 Koafa tapitry ny andron'ny sabata, dia nividy raha mangitry hisoragna amin'ny fatin'i Jesôsy i Maria Magdalena sy Maria renin'i Jakoba, avakeo Salome nividy hagnitry mbô handaiha avakeo koa hagnôsotro ny fatin'i Jesôsy. Voho kiaka hely tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, dia nandaiha amin'ny fasagna zareo koafa niboaka ny masoandro.

View File

@ -1 +1 @@
Dia nifampivôlagna zareo hoe: "Zôvy no hanokatra ny vato eo amin'ny varavaram-pasagna mbô hidirantsika? Koafa nianko lôha zareo, dia hitany fa voasokatra niala ny vato, lehy tegna giaida indrindra.
\v 3 \v 4 Dia nifampivôlagna zareo hoe: "Zôvy moa hanokatra ny vato eo amin'ny varavaram-pasagna mbô hidirantsika? Koafa nianko lôha zareo, dia hitany fa voasokatra niala ny vato, lehy tegna giaida indrindra.

View File

@ -1 +1 @@
Nitsôfotro tao am-pasagna zareo dia nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo. Dia nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy areo, ilay Nazarena, lehy nombohana. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Zahavo ny toeragna izay nambilan-jareo azy. Fa mandiana, koragno ireo mpianany avakeo Petera fa handaiha alohaka'areo agny Galilia izy. Akagny no hahitanareo azy, araka izay nivolagniny taminareo."
\v 5 \v 6 \v 7 Nitsôfotro tao am-pasagna zareo dia nahita tôvolahy nitsabo akanjo fôtsy, nantotry teo an-kahery, avakeo dia gaga zareo. Dia nivôlagna izy tamin-jareo hoe: "Aza ambory. Mizaha an'i Jesôsy areo, ilay Nazarena, lehy nombohana. Nitsangagna izy! Tsy aketo izy. Zahavo ny toeragna izay nambilan-jareo azy. Fa mandiana, koragno ireo mpianany avakeo Petera fa handaiha alohaka'areo agny Galilia izy. Akagny no hahitanareo azy, araka izay nivolagniny taminareo."

View File

@ -1 +1 @@
Niboaka zareo kay nilomoay niala ny fasagna; nangitakitaka avakeo sôrogno zareo. Tsy nivôlagna na ino na ino tamin'ny ôlogno zareo satria tegna ambory fatratra.
\v 8 Niboaka zareo kay nilomoay niala ny fasagna; nangitakitaka avakeo sôrogno zareo. Tsy nivôlagna na ino na ino tamin'ny ôlogno zareo satria tegna ambory fatratra.