auto save
This commit is contained in:
parent
6ead08872d
commit
3e47db1e65
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Koafa tapitry nyandron'ny sabata, dia nividy raha mangitry hisoragna amin'ny fatin'i Jesôsy i Maria Magdalena sy Maria renin'i Jakoba, avakeo Salome nividy hagnitry mbô handaiha avakeo koa hagnôsotro ny fatin'i Jesôsy. Voho kiaka hely tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, dia nandaiha amin'ny fasagna zareo koafa niboaka ny masoandro.
|
Koafa tapitry ny andron'ny sabata, dia nividy raha mangitry hisoragna amin'ny fatin'i Jesôsy i Maria Magdalena sy Maria renin'i Jakoba, avakeo Salome nividy hagnitry mbô handaiha avakeo koa hagnôsotro ny fatin'i Jesôsy. Voho kiaka hely tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, dia nandaiha amin'ny fasagna zareo koafa niboaka ny masoandro.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
[Fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka 16: 9-20] Koafa avy nikoragna tamin-jareo ny Tômpo, dia nampiakarigny ho agny an-dangitry izy avakeo nantotry akeo an-tagnagna ankaherin-Jagnahary. Dia lôsogno ireo mpianatra nagnambara teny jiaby tagny, avakeo Tômpo niara-niasa tamin-jareo aveo nagnapariaka teny tamin'ny alalan' famantaragna izay niaraka tamin-jareo.
|
[Fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka 16: 9-20] Koafa avy nikoragna tamin-jareo ny Tômpo, dia nampiakarigny ho agny an-dangitry izy avakeo nantotry akeo an-tagnagna ankaherin-Jagnahary. Dia lôsogno ireo mpianatra nagnambara teny jiaby tagny, avakeo Tômpo niara-niasa tamin-jareo aveo nagnapariaka teny tamin'ny alalan'ny famantaragna izay niaraka tamin-jareo.
|
Loading…
Reference in New Issue