From 3e47db1e65aecdec8d63558f9d13b5119d001de9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Fri, 18 Oct 2019 01:46:47 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 16/01.txt | 2 +- 16/19.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/16/01.txt b/16/01.txt index 3c7ee208..2379648d 100644 --- a/16/01.txt +++ b/16/01.txt @@ -1 +1 @@ -Koafa tapitry nyandron'ny sabata, dia nividy raha mangitry hisoragna amin'ny fatin'i Jesôsy i Maria Magdalena sy Maria renin'i Jakoba, avakeo Salome nividy hagnitry mbô handaiha avakeo koa hagnôsotro ny fatin'i Jesôsy. Voho kiaka hely tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, dia nandaiha amin'ny fasagna zareo koafa niboaka ny masoandro. \ No newline at end of file +Koafa tapitry ny andron'ny sabata, dia nividy raha mangitry hisoragna amin'ny fatin'i Jesôsy i Maria Magdalena sy Maria renin'i Jakoba, avakeo Salome nividy hagnitry mbô handaiha avakeo koa hagnôsotro ny fatin'i Jesôsy. Voho kiaka hely tamin'ny andro voalohan'ny herigniandro, dia nandaiha amin'ny fasagna zareo koafa niboaka ny masoandro. \ No newline at end of file diff --git a/16/19.txt b/16/19.txt index 6efc8f52..a21247da 100644 --- a/16/19.txt +++ b/16/19.txt @@ -1 +1 @@ -[Fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka 16: 9-20] Koafa avy nikoragna tamin-jareo ny Tômpo, dia nampiakarigny ho agny an-dangitry izy avakeo nantotry akeo an-tagnagna ankaherin-Jagnahary. Dia lôsogno ireo mpianatra nagnambara teny jiaby tagny, avakeo Tômpo niara-niasa tamin-jareo aveo nagnapariaka teny tamin'ny alalan' famantaragna izay niaraka tamin-jareo. \ No newline at end of file +[Fandikagna taloha tegna tsara dia mangala ny Marka 16: 9-20] Koafa avy nikoragna tamin-jareo ny Tômpo, dia nampiakarigny ho agny an-dangitry izy avakeo nantotry akeo an-tagnagna ankaherin-Jagnahary. Dia lôsogno ireo mpianatra nagnambara teny jiaby tagny, avakeo Tômpo niara-niasa tamin-jareo aveo nagnapariaka teny tamin'ny alalan'ny famantaragna izay niaraka tamin-jareo. \ No newline at end of file