Fri Oct 25 2019 10:10:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 10:10:33 -04:00
parent 8210d6466c
commit 3cc72ec1c7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra zareo tamin'ny fagnohoaragna Jeôsy. Nivaolagna Izy hoe: "Nisy lalahy nagnano tanim-boaloboka, nasiany vala magnodidigny zany, aveo, nagady famiazagna. Nanangagna tilikambo izy aveo nampagnofa lay tanimboaloboka tamin'ny mpamboly voaloboka. dia niala ndeha lavitry izy aveo. \v 2 Tamin'ny fotoagna manjary, dia nagniraka mpanompo andeha amin'lehy mpamboly voaloboka izy mbô hangala amin-jareo zay tôkony ho anjarany amin'ny vokatr'ilay tanimboaloboka. \v 3 Fa nisamborin-jareo izy, nipopohiny, aveo niroahigny tsy hitondra na ino na ino.
\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra zareo tamin'ny fagnohoaragna Jeôsy. Nivaolagna Izy hoe: "Nisy lalahy nagnano tanim-boaloboka, nasiany vala magnodidigny zany, aveo, nagady famiazagna. Nanangagna tilikambo izy avakeo nampagnaofa lehy tanim-boaloboka tamin'ny mpamboly voaloboka. Dia niala ndaiha lavitry izy aveo. \v 2 Tamin'ny fotoagna manjary, dia nagniraka mpanompo andeha amin'lehy mpamboly voaloboka izy mbô hangala amin-jareo zay tôkony ho anjarany amin'ny vokatr'ilay tanimboaloboka. \v 3 Fa nisamborin-jareo izy, nipopohiny, aveo niroahigny tsy hitondra na ino na ino.