From 3cc72ec1c7bea2bbf71afd1a7d764aac64996452 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 25 Oct 2019 10:10:33 -0400 Subject: [PATCH] Fri Oct 25 2019 10:10:32 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 12/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/01.txt b/12/01.txt index 17e21fdc..2c4a5c48 100644 --- a/12/01.txt +++ b/12/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra zareo tamin'ny fagnohoaragna Jeôsy. Nivaolagna Izy hoe: "Nisy lalahy nagnano tanim-boaloboka, nasiany vala magnodidigny zany, aveo, nagady famiazagna. Nanangagna tilikambo izy aveo nampagnofa lay tanimboaloboka tamin'ny mpamboly voaloboka. dia niala ndeha lavitry izy aveo. \v 2 Tamin'ny fotoagna manjary, dia nagniraka mpanompo andeha amin'lehy mpamboly voaloboka izy mbô hangala amin-jareo zay tôkony ho anjarany amin'ny vokatr'ilay tanimboaloboka. \v 3 Fa nisamborin-jareo izy, nipopohiny, aveo niroahigny tsy hitondra na ino na ino. \ No newline at end of file +\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra zareo tamin'ny fagnohoaragna Jeôsy. Nivaolagna Izy hoe: "Nisy lalahy nagnano tanim-boaloboka, nasiany vala magnodidigny zany, aveo, nagady famiazagna. Nanangagna tilikambo izy avakeo nampagnaofa lehy tanim-boaloboka tamin'ny mpamboly voaloboka. Dia niala ndaiha lavitry izy aveo. \v 2 Tamin'ny fotoagna manjary, dia nagniraka mpanompo andeha amin'lehy mpamboly voaloboka izy mbô hangala amin-jareo zay tôkony ho anjarany amin'ny vokatr'ilay tanimboaloboka. \v 3 Fa nisamborin-jareo izy, nipopohiny, aveo niroahigny tsy hitondra na ino na ino. \ No newline at end of file