auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 09:53:38 -04:00 committed by root
parent ff3c18fbf8
commit 30a2d0cc65
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly.\v 34 Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa."
\v 32 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." \v 33 Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly.\v 34 Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa."