diff --git a/14/32.txt b/14/32.txt index d9a90510..1c6505a0 100644 --- a/14/32.txt +++ b/14/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly.\v 34 Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa." \ No newline at end of file +\v 32 Ary tonga tagny amin'ny toairagna ato hoe Getsemane zareo, dia nivôlagna Jesôsy tamin'ny reo mpianany hoe: "Mantaira aketo izy koa mboala mivavaka Zaho." \v 33 Dia ninday an'i Petera, sindraiky Jakoba, avakeo Jaona niaraka taminazy Izy ary nanomboko nalahalo salakady taigna nijaly.\v 34 Dia nivôlagna Izy tamin-jareo hoe: "Nikorontagna loatra ny Fagnahiky,karaha afa ho foaty. Mantaira aketo kay mivognôsa." \ No newline at end of file