auto save
This commit is contained in:
parent
886f94e286
commit
2f9d45f2b5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
[Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo.
|
||||
[Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo. Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa no ho vonjegny,
|
Loading…
Reference in New Issue