diff --git a/16/14.txt b/16/14.txt index 76229f14..476c95ee 100644 --- a/16/14.txt +++ b/16/14.txt @@ -1 +1 @@ -[Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo. \ No newline at end of file +[Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha tegna tsara dia ny mangala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy izy koa mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novôlagna mafy zareo izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô ireo izay nahata azy tafaran'ny izy nitsangagna tamin'ny maty zareo. Ary ninainagna izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo. Lehy ôlogno mankatô ndraiky atao batisa no ho vonjegny, \ No newline at end of file