auto save
This commit is contained in:
parent
8ed00e1ae8
commit
2ba82f4dc8
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 63 \v 65 Ary ny mpisoronabe nandratra ny lambany salakady nagnan-jao: "Mboala mila tomoa fogna moa atsika? Afa regninareo ny koragna tsy manjary. \v 64 Ino ny fanapahan-kevitriareo? Zareo jiaby dia samby nagnameloko Azy karaha ôlogno magniaiva hofoaty. Ny sasany nanomboko nandrora Azy avakeo nadakotro ny soranazy kay namboko Azy ary nivôlagna taminy hoe: "Maminagnia!" Ary reo manam-boninahitra nangala Azy kay namboko Azy.
|
\v 63 Ary ny mpisoronabe nandratra ny lambany salakady nagnan-jao: "Mboala mila tomoa fogna moa atsika?\v 64 Afa regninareo ny koragna tsy manjary. Ino ny fanapahan-kevitriareo? Zareo jiaby dia samby nagnameloko Azy karaha ôlogno magniaiva hofoaty regny. \v 65 Ny sasany nanomboko nandrora Azy avakeo nadakotro ny soranazy kay namboko Azy ary nivôlagna taminy hoe: "Maminagnia!" Ary reo manam-boninahitra nangala Azy kay namboko Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue