From 2ba82f4dc8dbfa44b56e83686a550c1dad6b65b6 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 10:08:31 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/63.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/63.txt b/14/63.txt index fa11875c..ade66c25 100644 --- a/14/63.txt +++ b/14/63.txt @@ -1 +1 @@ -\v 63 \v 65 Ary ny mpisoronabe nandratra ny lambany salakady nagnan-jao: "Mboala mila tomoa fogna moa atsika? Afa regninareo ny koragna tsy manjary. \v 64 Ino ny fanapahan-kevitriareo? Zareo jiaby dia samby nagnameloko Azy karaha ôlogno magniaiva hofoaty. Ny sasany nanomboko nandrora Azy avakeo nadakotro ny soranazy kay namboko Azy ary nivôlagna taminy hoe: "Maminagnia!" Ary reo manam-boninahitra nangala Azy kay namboko Azy. \ No newline at end of file +\v 63 Ary ny mpisoronabe nandratra ny lambany salakady nagnan-jao: "Mboala mila tomoa fogna moa atsika?\v 64 Afa regninareo ny koragna tsy manjary. Ino ny fanapahan-kevitriareo? Zareo jiaby dia samby nagnameloko Azy karaha ôlogno magniaiva hofoaty regny. \v 65 Ny sasany nanomboko nandrora Azy avakeo nadakotro ny soranazy kay namboko Azy ary nivôlagna taminy hoe: "Maminagnia!" Ary reo manam-boninahitra nangala Azy kay namboko Azy. \ No newline at end of file