auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 08:48:38 -04:00 committed by root
parent d728b0bb87
commit 2b0c09a878
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 5 Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany zany. \v 4 Nahavingitry ny ôlogno sasany kanaifa zany. Nifampikoragna zareo kay nagna no hoe: "Ino moa anton'ny tô fandanindaniam-poagna tô? Io mainaka mangitry io dia nanjary navidy mandambin'ny vola telonjato, avakeo namiagna ny ôlogno mijaly." Dia nasiaka lehy vaiavy zareo aviteo.
\v 3 Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany zany. \v 4 Nahavingitry ny ôlogno sasany kanaifa zany. Nifampikoragna zareo kay nagna no hoe: "Ino moa anton'ny tô fandanindaniam-poagna tô?\v 5 Io mainaka mangitry io dia nanjary navidy mandambin'ny vola telonjato, avakeo namiagna ny ôlogno mijaly." Dia nasiaka lehy vaiavy zareo aviteo.