From 2b0c09a8784c45fc0b54966723444c8f03aa68ee Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 08:48:38 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt index 835bb693..ebaf1eaf 100644 --- a/14/03.txt +++ b/14/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 5 Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany zany. \v 4 Nahavingitry ny ôlogno sasany kanaifa zany. Nifampikoragna zareo kay nagna no hoe: "Ino moa anton'ny tô fandanindaniam-poagna tô? Io mainaka mangitry io dia nanjary navidy mandambin'ny vola telonjato, avakeo namiagna ny ôlogno mijaly." Dia nasiaka lehy vaiavy zareo aviteo. \ No newline at end of file +\v 3 Koafa tagny an-tragnon'i Simona boka Jeesôsy, koafa nantotry teo an-databatra Izy, dia nisy vaiavy araiky nagnatogno Azy nitonga tavoangy alabastara misy mainaka lafo vidy, lehy narda tsy mifangaro. Nivakiny lehy tavoangy dia narabarabany teo amin'ny lôhany zany. \v 4 Nahavingitry ny ôlogno sasany kanaifa zany. Nifampikoragna zareo kay nagna no hoe: "Ino moa anton'ny tô fandanindaniam-poagna tô?\v 5 Io mainaka mangitry io dia nanjary navidy mandambin'ny vola telonjato, avakeo namiagna ny ôlogno mijaly." Dia nasiaka lehy vaiavy zareo aviteo. \ No newline at end of file