auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 08:18:38 -04:00 committed by root
parent 129a90f379
commit 2217e6afe7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany
Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany magnampy hoe: