auto save
This commit is contained in:
parent
8d7dce07ad
commit
129a90f379
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy haiky raha koragninareo zany."
|
||||
Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany
|
Loading…
Reference in New Issue