diff --git a/14/66.txt b/14/66.txt index 378c6658..1f6136f3 100644 --- a/14/66.txt +++ b/14/66.txt @@ -1 +1 @@ -Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy haiky raha koragninareo zany." \ No newline at end of file +Ary raha teo ambany teo amin'ny banja Petera, dia nagnatogno azy ny araiky tamin-jareo mpanompo vaiavin'ny mpisoronabe. Nahita an'i Petera nitsangagna namindro teo amin'ny môtro izy, dia nizahavany marikitry. Dia nivôlagna izy tamin'azy hoe: "Anao koa mboa niaraka tamin'ny lehy Nazarena Jesôsy." Fa izy tsy nagneky zany, nagnan-jao: "Tsy haiky salakady tsy azoko raha koragninareo zany." Avakeo lôsogno niala ny banja izy. [Fagnamariahagna: reo fandikagna sasany \ No newline at end of file