auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-22 02:02:36 -04:00 committed by root
parent 231357d0d1
commit 0edae82393
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnantso reo ôlogno maventiny, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fagnasagna zanakavavin'ny Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivolagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."
\v 21 Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnantso reo ôlogno maventiny, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fagnasagna ny zanakavavin'i Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivolagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."