diff --git a/06/21.txt b/06/21.txt index a221b3e2..4c11dabf 100644 --- a/06/21.txt +++ b/06/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnantso reo ôlogno maventiny, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fagnasagna zanakavavin'ny Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivolagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby." \ No newline at end of file +\v 21 Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnantso reo ôlogno maventiny, sindraiky mpifehy, avakeo zareo mpitarika Galilia. \v 22 Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fagnasagna ny zanakavavin'i Herodiasy aviteo izy nandihy tamin-jareo teo. kay naharavoravo Heroda sy zareo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay tafivolagna baka mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby." \ No newline at end of file