Mon Oct 21 2019 15:39:01 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
9c3ba084ad
commit
0c4a85af67
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nisy araiky tamin-jareo mpanoratra lalàgna avy ary naharegny ny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no didy tegna gaida amin'izy jiaby?" Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tompo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tompo. Tsy maintsy mankatia ny Tompo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny
|
||||
Nisy araiky tamin-jareo mpanoratra lalàgna avy ary naharegny ny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no lalàgna tegna gaida amin'izy jiaby?" Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tompo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tompo. Tsy maintsy mankatia ny Tompo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitô
|
Loading…
Reference in New Issue