xmw_mrk_text_reg/12/28.txt

1 line
523 B
Plaintext

Nisy araiky tamin-jareo mpanoratra lalàgna avy ary naharegny ny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no lalàgna tegna gaida amin'izy jiaby?" Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tompo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tompo. Tsy maintsy mankatia ny Tompo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, amin'ny herinao jiaby. Tô no lalàgna, faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitô