auto save
This commit is contained in:
parent
30b5dc7f53
commit
07ed6eb74f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy ary mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatra Nao zaho mbo hagnaboka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "ô areo taranaka tsy mino, baroko aforiagna no hipitrahako eto aminare?" Baroko aforiagna handifairako aminare? Ndeso atô aminaha izy."
|
||||
\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy ary mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatra Nao zaho mbo hagnaboka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "ô areo taranaka tsy mino, baroko afiriagna no hibidaohako eto aminareo?"Ndeso atô aminaha izy."
|
Loading…
Reference in New Issue