auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-17 04:19:34 -04:00 committed by root
parent ec90a353fd
commit 30b5dc7f53
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy ary mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatra Nao zaho mbo hagnaboka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy h: "ô are zanaka ny tsy mino, baroko aforiagna no hipitrahako eto aminare?" Baroko aforiagna handifairako aminare? Ndeso atô aminaha izy."
\v 17 Ary nisy araiky taminjareo vahoaka namaly Azy hoe: "Mpagnanatra ô, nindesiky aketo aminao ny zanako lalahy. Misy fagnahy maloto tsy mampivolagna azy izy. \v 18 Manambotro azy io kay mandavondavo azy ary mifaotafaota izy, mihidy nify, ary nanjary mihainjagna izy. Nangavigny tamin'iregny mpianatra Nao zaho mbo hagnaboka zany hiala amin'azy, kanaifa tsy vitan-jareo zany.\v 19 "Ary namaly zareo Izy hoe: "ô areo taranaka tsy mino, baroko aforiagna no hipitrahako eto aminare?" Baroko aforiagna handifairako aminare? Ndeso atô aminaha izy."